<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 36:12 | Then he went down into the king' s house, into the scribe' s chamber: and, lo, all the princes sat there, even |
dia nidina nankany amin' ny tranon' ny mpanjaka izy ka nankao amin' ny efi-tranon' ny mpanoratra; ary indreo ny mpanapaka rehetra nipetraka teo, dia Elisama mpanoratra sy Delaia, zanak' i Semaia, sy Elnatana zanak' i Akbora, sy Gemaria, zanak' i Safana, sy Zedekia, zanak' i Hanania, mbamin' ny mpanapaka rehetra. | ka dia nidina nankany an-tranon' ny mpanjaka, tao amin' ny efitranon' ny mpanoratra; ka indro fa nipetraka tao avokoa ny lehibe, dia Elisama, mpanoratra, Dalaiasa, zanak' i Semeiasa, Elinatana, zanak' i Akobora, Gamariasa, zanak' i Safana, Sedekiasa, zanak' i Hananiasa, mbamin' ny lehibe rehetra. | descendit au palais royal, à la salle du scribe. Là, tous les princes tenaient séance : |