<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 34:2 | Thus saith the |
Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Mandehana, lazao amin' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, ka ambarao aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah: Indro, hatolotro eo an-tànan' ny mpanjakan' i Babylona ity tanàna ity, ka hodorany amin' ny afo izy; | Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Mandehana hianao milaza amin' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, ka ataovy hoe: Izao no lazain' ny Tompo: Indro hatolotro ny mpanjakan' i Babilona ity tanàna ity ka hodorany. | Ainsi parle |