<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 34:1 | The word which came unto |
Izao no teny tonga tamin' i Jeremia avy tamin' i Jehovah, fony Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, sy ny miaramilany rehetra ary ny fanjakana rehetra amin' ny tany izay nanjakany mbamin' ny firenena rehetra izay namely an' i Jerosalema sy ny tanànany rehetra, nanao hoe: | Teny avy amin' ny Tompo, tonga tamin' i Jeremia, fony Nabokodonozora, mpanjakan' i Babilona mbamin' ny tafiny rehetra, ny fanjakana rehetra amin' ny tany nanoa azy ho mpanapaka, ary ny firenena rehetra, niady tamin' i Jerosalema mbamin' ny tanàna rehetra momba azy, teny nanao hoe: | Parole qui fut adressée à |