<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 33:5 | They come to fight with the |
Raha mandroso hiady amin' ny Kaldeana izy ka mameno ny trano amin' ny fatin' olona, izay novonoiko tamin' ny fahatezerako sy ny fahavinirako, sady nanafenako ny tavako tamin' ity tanàna ity noho ny faharatsiany rehetra: | ary koa ny amin' ireo ndeha hiady amin' ny Kaldeana, mba hameno ireo trano ireo amin' ny fatin' olona, izay hovonoiko noho ny fahatezerako amam-pahavinirako, ary noho ny amin' ny haratsian' izy ireo ka hanafenako ny tavako amin' ity tanàna ity: | au sujet de ceux qui combattent contre les |