<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 32:30 | For the children of |
Fa izay ratsy eo imasoko ihany no nataon' ny Zanak' Isiraely sy ny taranak' i Joda hatry ny fony ireo mbola kely; fa ny Zanak' Isiraely efa nampahatezitra Ahy tamin' ny asan' ny tànany, hoy Jehovah. | Satria ny zanak' Israely aman-janak' i Jodà, tsy nanao afa-tsy izay ratsy teo imasoko, hatramin' ny fahatanorany; ary ny zanak' Israely tsy nanao afa-tsy izay hampahatezitra ahy tamin' ny asan' ny tànany, - teny marin' ny Tompo. | Car les enfants d' |