<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 31:20 | Is |
Zanako mahafinaritra va Efraima, zaza malalako va izy, no dia fatra-pahatsiaro azy isaky ny mitezitra azy Aho? Noho izany dia onena azy ny foko; Hamindra fo aminy tokoa Aho, hoy Jehovah. | Moa zanaka malala loatra ho ahy va Efraima, zanaka mahazo tombom-pitia? fa isaky ny miteny mamely azy aho, dia mba mahatsiaro azy ihany indray; ka mangotika ny atiko noho ny aminy. Eny hamindra fo aminy aho. - Teny marin' ny Tompo. |