<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 29:25 | Thus speaketh the |
Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Noho ny nampitondranao taratasy tamin' ny anaranao ho amin' ny vahoaka rehetra izay any Jerosalema sy amin' i Zefania mpisorona, zanak' i Mahaseia, ary amin' ny mpisorona rehetra hafa koa nanao hoe: | Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' Israely: Hianao nandefa taratasy tamin' ny anaranao, ho any amin' ny vahoaka rehetra any Jerosalema, sy Sofonia mpisorona, zanak' i Maasiasa, mbamin' ny mpisorona rehetra, nilaza hoe: | Ainsi parle |