<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 28:1 | And it came to pass the same year, in the beginning of the reign of |
Ary tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahefatra, no nitenenan' i Hanania, zanak' i Azora, mpaminany avy tany Gibeona, tamiko tao an-tranon' i Jehovah, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, nanao hoe: | Tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko teo an-tranon' ny Tompo, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra Hananiasa, mpaminany, zanak' i Azora, avy any Gabaona, nanao hoe: | Cette même année, au début du règne de |