<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 26:19 | Did |
Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan' ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an' i Jehovah va izy ka nifona tamin' i Jehovah, ka dia nanenenan' i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin' ny tenantsika. | Ka moa namono azy va Ezekiasa sy Jodà rehetra? Tsy natahotra an' ny Tompo ahay va izy ireo? Tsy nifona tamin' ny Tompo va izy? Dia nanenenan' ny Tompo ny loza nolazainy hamelezana azy ireo. Ary isika kosa ve, hanao heloka be vava, hampidi-doza amin' ny fanahintsika? | Est-ce que pour cela |