<-
->

Jer / Jr 25:13 And I will bring upon that land all my words which I have pronounced against it, even all that is written in this book, which Jeremiah hath prophesied against all the nations. Ary hotoviko amin' izany tany izany ny teniko rehetra, izay efa nambarako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra ato amin' ity boky ity, izay novinanin' i Jeremia hamely ny firenena rehetra. Hataoko mihatra amin' izany tany izany avokoa ny teny voalazako hamelezana azy, dia izay rehetra voasoratra amin' ity boky ity, izay hovinanin' i Jeremia hamelezana ny firenena rehetra. Je ferai s' accomplir contre ce pays toutes les paroles que j' ai prononcées contre lui, tout ce qui est écrit dans ce livre. Ce qu' a prophétisé Jérémie contre toutes les nations.