<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 21:10 | For I have set my face against this city for evil, and not for good, saith the |
Fa efa manandrina ity tanàna ity Aho hahatonga loza aminy, fa tsy soa, hoy Jehovah; hatolotro eo an-tànan' ny mpanjakan' i Babylona ity ka hodoroany amin' ny afo. | Satria hahatonga loza, fa tsy soa amin' ity tanàna ity, no nitodihan' ny tavako azy, - teny marin' ny Tompo, - dia hatolotro eo an-tànan' ny mpanjakan' ny Babilona izy, ka hodorany ho levona amin' ny afo. | Car je vais me tourner contre cette ville, pour son malheur, non pour son bonheur oracle de |