<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 17:27 | But if ye will not hearken unto me to hallow the sabbath day, and not to bear a burden, even entering in at the gates of |
Fa raha tsy mihaino Ahy kosa ianareo ka tsy manamasina ny andro Sabata, fa mitondra entana miditra amin' ny vavahadin' i Jerosalema ihany amin' ny andro Sabata, dia handrehitra afo tsy mety maty eo am-bavahadiny Aho handevonana ny tranobe eto Jerosalema. | Fa raha tsy mihaino ahy hianareo, tsy mankamasina ny andro sabata, mitondra entana na iray ihany aza, raha miditra ny vavahadin' i Jerosalema amin' ny andro sabata, dia handrehitra afo eo ambavahadin' ny tanàna aho, handevona ireo lapa ao Jerosalema, ary tsy ho faty io afo io. | Mais si vous ne m' |