<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 17:19 | Thus said the |
Izao no nolazain' i Jehovah tamiko: Mandehana ka mitsangàna eo amin' ny vavahadim-bahoaka, dia ilay fandehanan' ny mpanjakan' ny Joda miditra sy mivoaka, ary eo amin' ny vavahady rehetra eto Jerosalema | Izao no nolazain' ny Tompo tamiko: Mandehana hianao mitsangana eo ambavahadin' ny zanaky ny vahoaka, izay idirany sy ivoahan' ny mpanjakan' i Jodà; sy eo amin' ny vavahady rehetra ao Jerosalema; | Ainsi m' a parlé |