<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 13:6 | And it came to pass after many days, that the |
Ary nony afaka andro maro, dia hoy Jehovah tamiko: Mitsangana, ka mankanesa any Eofrata, ary alao any ny fehin-kibo, dia ilay nasaiko nafeninao tany. | Nony afaka andro maro be, dia hoy Iaveh tamiko: Mitsangàna hianao, mandehana mankany Eofrata, alao ilay fehin-kibo nasaiko nafeninao any. | Bien des jours s'étaient |