<- -> |
[King James Bible] Book of Jeremiah |
[Baiboly 1865] Jeremia |
[Baiboly Katolika] Jeremia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Jérémie |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Jer / Jr 1:15 | For, lo, I will call all the families of the kingdoms of the north, saith the |
Fa, indro, hantsoiko firenena rehetra amin' ny fanjakana any avaratra, hoy Jehovah; dia ho tonga izy, ka samy hametraka ny seza fiandrianany eo anoloan' ny vavahadin' i Jerosalema avokoa hamelezany ny mandany rehetra manodidina sy ny tanàna rehetra any Joda. | Fa inty aho miantso ny fianakaviana rehetra amin' ny fanjakana any avaratra, - teny marin' ny Tompo. Ka ho avy izy, ary samy hametraka ny seza fiandrianany eo am-pidiran' ny vavahadin' i Jerosalema, eo anoloan' ny mandany rehetra manodidina, ary eo anoloan' ny tanànan' i Jodà rehetra. | car voici que j' appelle toutes les familles des royaumes du |