<-
->

1M 5:27 misy koa mihiboka amin' ny tanàna hafa any Galaada. Ny fahavalony dia efa mioman-kananika ireo manda ireo rahampitso sy hahazo azy ary handringana azy rehetra ireo amin' ny indray andro monja. Il y en a aussi, ajoutaient-ils, d' enfermés dans les autres villes de Galaaditide et leurs ennemis ont résolu pour demain d' attaquer ces places fortes, de s' en emparer et d' y exterminer en un seul jour tous ceux qui s' y trouvent.