<- -> |
[King James Bible] |
[Baiboly 1865] |
[Baiboly Katolika] Makabeo I |
[Bible de Jérusalem] 1er Livre des Maccabées |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1M 10:30 | ny am-pahatelon' ny vokatry ny tany, sy ny antsasaky ny vokatry ny hazo mamoa, izay anjarako, dia afoiko ho anareo, izao mason' andro anio izao; ary amin' izao sisa izao, na amin' ny fotoana inona, na amin' ny fotoana inona, dia tsy mampandoa na inona na inona intsony aho, na amin' ny tanin' i Jodà, na amin' ny faritany telo any Samaria sy Galilea izay voakambana aminy. | Et du tiers des produits du sol et de la moitié du fruit des arbres qui me revient, je fais dès aujourd' hui et pour toujours la remise au pays de |