<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 7:16 | And the people went out, and spoiled the tents of the |
Dia nivoaka ny olona ka namabo ny tobin' ny Syriana. Koa ny koba tsara toto eran' ny famarana, dia sekely iray monja no vidiny, ary ny vary hordea indroan' ny famarana, dia sekely iray ihany koa ny vidiny, araka ny tenin' i Jehovah. | Nivoaka namabo ny tobin' ny Siriana ny vahoaka, ka sikla iray dia nahazo lafarina tsara indrindra eran' ny famarana, sikla iray dia nahazo orja indroan' ny famarana, araka ny tenin' ny Tompo. | Le peuple sortit et pilla le camp des |