<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 7:15 | And they went after them unto |
Dia nandeha nanaraka azy hatrany Jordana ireo; ary, indreny, ny lalambe rehetra feno fitafiana sy fanaka izay efa narian' ny Syriana, raha nandositra tamin' ny fahatairana izy. Ary ny iraka niverina ka nilaza tamin' ny mpanjaka. | Koa nandeha nanaraka azy hatrany Jordany ireo; ary indro ny lalambe rehetra dia rakotry ny fitafiana amam-panaka narian' ny Siriana, tamin' ny fikoropahany nandositra. Nony niverina ny iraka dia nilaza izany tamin' ny mpanjaka. | Ils les suivirent jusqu' au |