<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 7:12 | And the king arose in the night, and said unto his servants, I will now shew you what the |
Ary ny mpanjaka nifoha raha mbola alina ka niteny tamin' ny mpanompony hoe: Aoka hambarako aminareo ange izao ataon' ny Syriana amintsika izao e! Fantany fa mosarena isika, ka dia niala tamin' ny toby izy mba hanotrika any an-tsaha ka nanao hoe: Raha mivoaka avy any an-tanàna izy dia hataontsika sambo-belona, ary dia hidirantsika ny tanàna. | Nifoha mbola alina ny mpanjaka, dia nilaza tamin' ny mpanompony hoe: Tiako hambara aminareo izay ataon' ny Siriana amintsika. Fantany fa mosarena isika, ka niala tamin' ny tobiny izy; niery any an-tsaha any, sy nifampilaza hoe: Rahefa tafavoaka ny tanàna ireny, dia hataontsika sambo-belona, ka hidirantsika ny tanàna. | Le roi se leva de nuit et dit à ses officiers : "Je vais vous expliquer ce que les |