<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 7:1 | Then |
Fa hoy kosa Elisa: Mihainoa ny tenin' i Jehovah ianareo: Izao no lazain' i Jehovah: Rahampitso toy izao dia ho sekely iray ny vidin' ny koba tsara toto eran' ny famarana, ary ho sekely iray koa ny vidin' ny vary hordea indroan' ny famarana ao am-bavahadin' i Samaria. | Fa hoy Elisea: Mihainoa ny tenin' ny Tompo hianareo. Izao no lazain' ny Tompo: Rahampitso toy izao, eo am-bavahadin' i Samaria, iray sikla dia hahazo lafarina tsara indrindra eran' ny famarana, iray sikla dia hahazo orja indroan' ny famarana. |