<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 5:21 | So |
Ka dia lasa Gehazy nanaraka an' i Namàna Ary nony tazan' i Namàna avy mihazakazaka manaraka azy izy, dia niala faingana tamin' ny kalesy hitsena azy izy ka nanao hoe: Tsara ihany va? | Dia rafitra nanaraka an' i Naamana Giezi. Vao nahatazana azy nihazakazaka nanaraka azy Naamana, dia nidina niala tamin' ny kalesiny hitsena azy, ka nanao hoe: Tsara ihany daholo va? | Et |