<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 25:23 | And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of |
Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. | Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. | Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de |