<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 25:13 | And the pillars of brass that were in the house of the |
Ary ireo andry varahina teo an-tranon' i Jehovah sy ny fitoeran-tavin-drano sy ny tavin-drano varahina lehibe izay teo an-tranon' i Jehovah dia notorotoroin' ny Kaldeana, ka nentiny ho any Babylona ny varahina. | Nopotehin' ny Kaldeana ny andry varahina izay tao an-tranon' ny Tompo, mbamin' ny fanambanim-piteran-drano ary ny ranomasina varahina izay tao an-tranon' ny Tompo, ka nentiny ho any Babilona ny varahina. | Les |