<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 24:2 | And the |
Ary Jehovah nampandeha ny miaramilan' ny Kaldeana sy ny miaramilan' ny Syriana sy ny miaramilan' i Moaba ary ny miaramilan' ny taranak' i Amona hiady aminy: dia nampandehaniny hiady amin' ny Joda ireo mba handrava azy araka ny tenin' i Jehovah, izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony. | Nalefan' ny Tompo hamely an' i Joakima ny antoko-miaramila Kaldeana, ny antoko-miaramila Siriana, ny antoko-miaramila Moabita, ary ny antoko-miaramila Amonita, ka ny nandefasany an' ireo hamely an' i Jodà, dia ny mba handravany azy, araka ny tenin' ny Tompo izay notononiny tamin' ny alalan' ny mpaminany mpanompony. | Celui-ci envoya sur lui les bandes des |