<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 24:13 | And he carried out thence all the treasures of the house of the |
Ary navoakan' i Nebokadnezara avy tao ny rakitra rehetra tao an-tranon' i Jehovah sy tao an-tranon' ny mpanjaka, dia nendahany ny volamena rehetra izay nataon' i Solomona, mpanjakan' ny Isiraely, tao amin' ny tempolin' i Jehovah, araka izay nolazain' i Jehovah. | Nogoahina tao avokoa ny rakitra rehetra tao an-tranon' ny Tompo sy ny rakitra tao an-tranon' ny mpanjaka, ary novakina daholo ny fanaka volamena nataon' i Salomona, mpanjakan' Israely, tao an-tranon' ny Tompo, araka izay efa voalazan' ny Tompo rahateo. | Celui-ci emporta tous les trésors du Temple de |