<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:9 | Nevertheless the priests of the high places came not up to the altar of the |
Fa ny mpisorona tamin' ny fitoerana avo tsy navela hanatitra teo ambonin' ny alitaran' i Jehovah any Jerosalema; nefa nahazo niara-nihinana mofo tsy misy masirasira tamin' ny rahalahiny ihany izy. | Tsy niakatra teo amin' ny otelin' ny Tompo ao Jerosalema anefa ny mpisoron' ny fitoerana avo, fa nihinana mofo tsy misy lalivay teo afovoan' ireo rahalahiny ihany izy ireo. | Toutefois les prêtres des hauts lieux ne pouvaient pas monter à l' autel de |