<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:36 | Dimy amby roa-polo taona Joiakima, fony izy vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tany Jerosalema izy. Ary ny anaran-dreniny dia Zebida, zanakavavin' i Pedaia, avy any Romaha. | Dimy amby roapolo taona Joakima fony vao nanjaka, ary nanjaka iraika ambin' ny folo taona tao Jerosalema izy. Ny anaran-dreniny dia Zebidà zanak' i Fadaiasa avy any Rimà. |