<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 23:12 | And the altars that were on the top of the upper chamber of |
Ary ireo alitara teo an-tampon-trano ambony amin' ny tranon' i Ahaza, izay nataon' ireo mpanjakan' ny Joda, sy ny alitara izay nataon' i Manase tao anatin' ny kianja roa tamin' ny tranon' i Jehovah, dia noravan' ny mpanjaka ka notorotoroiny, dia nafafiny tany amin' ny lohasahan-driaka Kidrona ny vovony. | Noravany ireo otely teo ambony tafon' ny efi-trano avon' i Akaza, nataon' ny mpanjakan' i Jodà, mbamin' ny nataon' i Manase teo amin' ny kianja roa amin' ny tranon' ny Tompo; ary avy eo izy dia nandeha faingana nanary ny vovoka avy amin' ireny tao amin' ny lohasahan' i Sedrona. | Les autels qui étaient sur la terrasse et qu' avaient bâtis les rois de |