<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 19:20 | Then |
Ary Isaia, zanak' i Amoza, dia naniraka hankany amin' i Hezekia, nanao hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Ilay fitarainana nataonao tamiko ny amin' i Sankeriba, mpanjakan' i Asyria, dia efa nohenoiko. | Dia naniraka tany amin' i Ezekiasa Izaia zanak' i Amosa hilaza hoe: Izao no lazain' ny Tompo Andriamanitr' Israely: Nohenoiko ny vavaka nataonao tamiko, ny amin' i Senakeriba mpanjakan' i Asiria. | Alors |