<-
->

2Mp 13:13 And Joash slept with his fathers; and Jeroboam sat upon his throne: and Joash was buried in Samaria with the kings of Israel. Ary Joasy lasa nodi-mandry any amin' ny razany, ary Jeroboama nipetraka tamin' ny seza fiandrianany; ary Joasy dia nalevina tany Samaria tao amin' ny mpanjakan' ny Isiraely. Dia nodimandry amin' ny razany Joasa, ary Jeroboama no nipetraka teo amin' ny seza fiandrianany; ka nalevina tao Samaria amin' ny mpanjakan' Israely Joasa. Joas se coucha avec ses pères et Jéroboam monta sur son trône. Joas fut enterré à Samarie avec les rois d' Israël.