<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 10:23 | And |
Ary Jeho sy Jonadaba, zanak' i Rekaba, nankao an-tranon' i Bala ka niteny tamin' ny mpanompon' i Bala hoe: Fantaro tsara sy izahao, fandrao misy mpanompon' i Jehovah eto aminareo, fa tsy ny mpanompon' i Bala ihany. | Ary tamin' izay dia tonga tao an-tranon' i Baala Jeho niaraka tamin' i Jonadaba zanak' i Akaba, ka hoy izy tamin' ny mpanompon' i Baala: Karohy ary zahao, mba tsy hisy mpanompon' ny Tompo eto aminareo, fa ny mpanompon' i Baala ihany. |