<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 10:1 | And |
Ary nisy zanak' i Ahaba fito-polo lahy tany Samaria. Ary Jeho nanoratra taratasy ka nampitondra iny ho any Samaria any amin' ny mpanapaka any Jezirela dia ho any amin' ny loholona sy ny mpitaiza ny zanak' i Ahaba nanao hoe: | Nisy zanak' i Akaba fitopolo lahy tany Samaria, ka nanoratra taratasy Jeho nampitondrainy tany Samaria ho an' ny lehiben' i Jezrahela, dia ny loholona, ary ho an' ny tonian' ny fikarakarana ny zanak' i Akaba, ary izao no teniny: | Il y avait à |