<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Kings |
[Baiboly 1865] 2 Mpanjaka |
[Baiboly Katolika] Mpanjaka II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Rois |
||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||
2Mp 1:2 | And |
Ary Ahazia nianjera avy teo amin' ny makarakara teo amin' ny efi-trano ambony tao Samaria ka narary; dia naniraka olona izy ka nanao taminy hoe: Mandehana, anontanio amin' i Bala-zeboba, andriamanitr' i Ekrona, na ho sitrana ihany aho amin' ity aretiko ity, na tsia. | Ary Okoziasa potraka avy eny am-baravaran-kely makarakara, teo amin' ny efitranony ambony, any Samaria, ka narary. Nandefa iraka izy, ary nanao taminy hoe: Mandehana hianareo manontany amin' i Beela-Zeboba andriamanitr' i Akarona raha ho sitrana amin' ity aretiko ity aho. | Comme |