Entrée (1/2) | 1 zanozano |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fomban-drandram-bolo fanao any an'indrana, indrindra amin'ny Bezanozano, Betsileo, Antandroy: atambatra ny randrana fa avona isaky ny soritra, dia mirazorazo maromaro manodidina ny loha [1.1#1055] |
Vocabulaire |
4 Coiffures |
Ethnonymes |
|
Entrée (2/2) | 6 zanozano |
Partie du discours | 7 nom |
Explications en malgache |
8 Anaran' ny rantsan-kazo amin' ny Betsimisaraka; rehefa nidina nankany amin' ny Betsimisaraka maka sira na mikarama ny Bezanozano dia nitondra rantsan-kazo maina hataina nony mby teny akaiky tanàna; izany no naharaikitra ny anaran' ny Bezanozano [1.1#1055] 9 rantsankazo madinika atao kitay [Tanosy] [1.78] |
Vocabulaire |
10 Botanique: arbre |
Mis à jour le 2020/07/31 |