|
|
|
|

Entrée1  voromailala
Mots élémentaires  2  vorona, mailala
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Vorona mpihinam-boan-javamaniry ary fatra-pivelona miaraka, tsara hena ka ompian' ny olona. (Mahavita lalana lavitra ny Voromahailala ary afaka miverina amin' ny toerana nialany indray; avy amin' izany no nahatonga ny anarany (mahay lalana) [1.1]
5  vorona mpihinana voan-javamaniry mora tamana amina andiany hafa, tsara hena sad mahafinaritra ny mijery azy manao andiany ka ompian'ny olona [1.62]
Explications en anglais  6  a dove, a pigeon [1.2]
Explications en français  7  pigeon, colombe [1.3]
8  pigeon [1.54]
Exemples  9  Nefa hatao inona moa no nividianana ireo lafo, na bitro na voromailala na bolidaogy. [1.437#]
Vocabulaire  10  Zoologie: oiseaux
Autres orthographes  11  voromahailala
Mots composés 
Article  13  Randzavola: voromailala ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/10/26