Entrée | voalavofotsy | |
Mots élémentaires | voalavo ; fotsy | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazam-boalavo misy fofona, matsilo vava ary maneno tahaka ny fody, tsy tian' ny saka hohanina ( voalavofody no iantsoan' ny Tanala ny voalavofotsy) [1.1] | |
Explications en français | [ voalavo fotsy ] Rat blanc [1.3] | |
Vocabulaire | Zoologie: mammifères | |
Mis à jour le 2023/08/15 |