Entrée (1/2) | 1 vilina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zaitra fanao amin' ny sisin-damba ka ny lohany iny ihany no aforitra, na amin' ny fanakambanan-damba ka ny lohany roa ihany koa no zairina: Hataonao vilina sa hataonao milina ny moron-tongotry ny akanjonao? [1.1] |
Explications en français |
4 ourlet [1.3] 5 point de rabattement [1.13] 6 ourlé, qui ne s'effiloche pas [Merina] [1.196] |
Vocabulaire |
7 Economie: vêtements |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 vilina |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en français |
16 Ce serait le nom d'un arbuste, d'après Dandouau. [Merina]
[1.196] |
Vocabulaire |
17 Botanique |
Anagrammes | 18 vilina, vinila |
Mis à jour le 2023/10/24 |