Entrée (1/3) | 1 ve |
Partie du discours | 2 particule |
Explications en malgache |
3 Kianteny kely enti-manontany, ka tsy manomboka fehezanteny no ampiasana azy fa eo aorian' ny teny fototry ny fanontaniana: Handeha ve ianao amin' ny Alakamisy? -- Amin' ny Alakamisy ve ianao no handeha? Indraindray, azo ampiasaina miaraka amin' ny moa ny ve ka atao manarakaraka azy: Moa ve hijanona ianao? [1.1] |
Explications en français |
4 Particule interrogative, se place ordinairement avant le dernier mot de la phrase [1.3] |
Exemples |
5 Hianao ihany ka tsy hanao izany ve ? (Vous en êtes bien capable, vous êtes assez osé pour cela) [1.3] |
Tableaux et planches |
6 Toutes les particules |
Entrée (2/3) | 7 ve |
Partie du discours | 8 nom |
Explications en malgache |
9 fivoizana lakana [Taisaka]
[1.78] 10 fivoy, hazo fisaka misy tahony lavalava entina mitondra lakana [Betsimisaraka] [1.78] |
Vocabulaire |
11 Navigation |
Entrée (3/3) | 12 ve |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 evina [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulaire |
15 Santé |
Mis à jour le 2020/07/31 |