Entrée (1/2) | 1 tsimatra |
Radical | 2 tsy |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana 5 Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [1.1] 6 fantsika, hazo [Bezanozano] [1.78] |
Exemples |
7 Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. [2.472] |
Entrée (2/2) | 8 tsimatra |
Radical | 9 tsy |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en français |
11 (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [Bezanozano]
[1.196] 12 [Merina] 13 [Tanala] |
Vocabulaire |
14 Botanique |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |