|
|
|
|

Entrée1  tsilaolao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Kilalao madinika natao hanarian-dia sy hialana voly: Ny kindriandriana dia tsilaolao natao ho an' ny ankizivavy kely
4  Kilalao amin' ny hevitra an' ohatra: Tian' ny Ntaolo ny manao tsilaolaon-teny, toy ny hoe: "Nitady tombony ka natombiny"
5  (Tsara homarihina ny mahasamy hafa ny lalao, kilalao ary tsilaolao. Ny lalao dia teny ilazana fanarian-dia sy fialam-boly: Lalao tian' ny Merina fahiny ny daka na diamanga; ny kilalao: zavatra entina milalao na miala voly: Kilalao tian' ny ankizilahy ny kanety; tsilaolao: enti-milaza kilalao madinika na lalao amin' ny hevitra an' ohatra araka ny voalaza etsy ambony) [1.1]
Exemples  6  izay olona te hizaha tsilaolao tsara izao andro anaovany Kelimalaza kilalao [2.48]
Vocabulaire  7  Jeu

Mis à jour le 2020/07/31