|
|
|
|

Entrée1  tsetsatsetsa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Firefodrefotry ny afo notondrahan-drano na menaka ka mitsotsotsotso ary midonaka; fipitripitriky ny nahandro madiva ho ritra na ny zavatra endasina
4  Fitenenana sesilany amim-pahamaikana ka toa lasa ho azy: Tsetsatsetsa tsy aritra ihany ny ahy [1.1]
Vocabulaire  5  Son
Dérivés 
6  Verbes actifs :
7  Verbes passifs :
8  Verbes relatifs :
9  Noms :

Mis à jour le 2020/07/31