|
|
|
|

Entrée1  tsaporitika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explications en français  4  petit oiseau semblable au tsikirity [1.54]
Vocabulaire  5  Zoologie: oiseaux

Mis à jour le 2020/07/31