|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsakoahina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina
Explications en français  4  [1.3] hoquet
Vocabulaire  5  Santé

Entrée (2/2)6  tsakoahina
Partie du discours  7  participe
Explications en malgache  8  [1.1] Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely
Explications en français  9  [1.3] qui a le hoquet
Vocabulaire  10  Santé
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :

Anagrammes  14  ahantsikao, ahaontsika, ahoantsika, ahonatsika, anatsihako, anitsahako, hakotsanay, hasintakao, hatakosina, hatsaikona, hatsakonay, hitsakanao, hitsakoana, hotsaikana, katsahinao, nahaotsika, nahatsikao, nahitsakao, nahotsakay, naohatsika, nisahotaka, tsakoahina

Mis à jour le 2025/01/21