Entrée tonizianina
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao
Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1]
Explications en anglais Tunisian [3.1]
Explications en français Tunisien, tunisienne [3.1]
Vocabulaire 
Origine Français: tunisien.
Analogues  Tonizia

Mis à jour le 2020/07/31