|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tevika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina [1.1]
4  amonia [2.472]
Explications en français  5  pneumonie [1.54]
Exemples  6  Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro; [2.472]
Vocabulaire  7  Santé

Entrée (2/4)8  tevika
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Fanaintainana ohatra ny misy manindrona
11  Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1]
Explications en anglais  12  a spasm [1.2]
Explications en français  13  douleur poignante, comme celle d'un point de côté [1.3]
14  point de côté [1.54]
Vocabulaire  15  Santé
Mots composés 

Entrée (3/4)17  tevika
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina [1.1]
Explications en anglais  20  a bore in the lobe of the ear [1.2]
Explications en français  21  trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille [1.3]
Mots composés 
Toponymes 

Entrée (4/4)25  tevika
Partie du discours  26  nom
Explications en malgache  27  Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra [1.1]
Explications en français  28  point de couture [1.3]
Vocabulaire  29  Economie: vêtements
Mots composés 

Mis à jour le 2023/09/14