|
|
|
|

Entrée1  tangoaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Loaka, gorobaka
4  Kilalaon' ankizy mitsingoloka ka ny lohany ataony anelakelaky ny tanany roa, ny tongony atsotrany ambony ary miamboho ny masoandro izy [1.1]
Vocabulaire  5  Jeu

Mis à jour le 2020/07/31