Entrée (1/5) | 1 tandra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fiasana misy vavany roa mahazo mifanatona ary toa miketoka ka afaka mamia zavatra, ampiasaina hanongotam-pantsika na hitazonana ny vy mahamay hotefena. [1.1] 4 fitaovana fitsongoana na fitazonana [1.13] |
Explications en français |
5 pince [1.13] |
Exemples |
6 ny rantsan-tànany atao tandra; [2.69#] |
Vocabulaire |
7 Outils |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot tandra |
Entrée (2/5) | 9 tandra |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 onitra na fidiovana noho ny ratsy natao: reniny [Bara]
[1.78] 12 Fanomezana mariky ny fifonana noho ny fahadisoana [Betsimisaraka] [1.1] |
Entrée (3/5) | 13 tandra |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 zazavavy fofombady efa namonoana omby nefa tsy nentina any an-tranon-drazazalahy [Bara]
[1.78] 16 Tolotra omena ny zanaka na ny zafy [Sakalava] [1.1] 17 Fanomezana manokana omena zaza mbola tsy teraka na zaza marary mba hirariana na hisambasambana fahaterahana na fahasitranana soa aman-tsara ho azy [1.1] |
Explications en français |
18 don, offrande [1.196] |
Phytonymes |
|
Entrée (4/5) | 20 tandra |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en français |
22 Petite somme symbolique qu'on verse à l'ombiasy. Si elle est trop petite cependant, on craint que cela ne favorise le retour de la maladie. [Betsileo]
[1.196] |
Mots composés |
|
Entrée (5/5) | 24 tandra |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 Pentina mainty kely tsy mety afaka eny amin' ny hoditra. [1.1] |
Mots composés |
|
Anagrammes | 28 Andtra, tandra |
Mis à jour le 2023/09/16 |