|
|
|
|

Entrée1  somotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Volo maniry eo amin' ny saoka: Lehilahy lava somotra [1.1]
Explications en français  4  la barbe du menton [1.3#627]
5  barbe de l'homme
6  pour les plantes : nom donné aux Lichens et autres épiphytes [1.196]
Exemples  7  Manana zazalahy vao maniry somotra manko izahay ao. [2.245#]
8  Izy moa dia be volombava, lava somotra izay, ka mety ho mampahatahotra izay tsy nahalala azy. [2.356#]
Vocabulaire  9  Biologie
Dérivés 
10  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot somotra
Article  15  Randzavola: somotra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2023/10/02