|
|
|
|

Entrée1  sodika
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
4  Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
5  Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
6  Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
7  Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
8  Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [1.1]
Explications en français  9  Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. [1.196]
Vocabulaire  10  Botanique
Dérivés 
11  Verbes actifs :
12  Verbes passifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :
15  Adjectifs :

Anagrammes  16  dosika, oksida, sodika

Mis à jour le 2021/09/30